|
|
|
|

Entry (1/2)1  ora-
Part of speech  2  morphological form of orana
Examples  3  Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
4  Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Entry (2/2)5  ora
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina
8  [1.13] Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana
Explanations in English  9  [1.2] An hour
Explanations in French  10  [1.13] Heure
Examples  11  Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
12  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Vocabulary  13  Time
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word ora
Article  19  Randzavola: ora ao amin' ny Baiboly

Anagrams  20  aro, ora-, ora, rao, rao-, roa

Updated on 2024/08/13