|
|
|
|

Entry1  pnemônia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
4  karazana aretin'ny havokavoka [1.13]
Explanations in French  5  pneumonie [1.13]
Vocabulary  6  Health
Synonyms  7  amonia, tevika

Anagrams  8  naempony, nempoina, niempoan, pamenony, pnemônia

Updated on 2020/07/31