|
|
|
|

Entry1  poizina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [1.1]
5  Zaka simika manimba ny taova [1.13]
Explanations in English  6  Poison [1.7]
Explanations in French  7  Poison [1.8, 1.13]
8  (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [1.196]
Examples  9  Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293]
10  Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
Compound words 

Updated on 2020/07/31