|
|
|
|

Entry (1/3)1  ranoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1]
Compound words 

Entry (2/3)5  ranoka
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Health
Explanations in French  8  L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3#510]

Entry (3/3)9  ranoka
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Physics
Explanations in Malagasy  12  Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1]
13  Zaka afaka mikoriana [1.13]
Explanations in French  14  Liquide, fluide [1.13]
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Nouns :
Synonyms  17  ara-dranoka
Compound words 

Anagrams  22  ankora, korana, ranoka, rokàna, ronaka

Updated on 2023/08/11