|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomafana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1]
Explanations in English  5  (rano mafana) Warm water; hot springs [1.2]
6  Fig. anger; a present. [1.2]
Explanations in French  7  (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196]
Examples  8  Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [2.366]
Elementary words  9  rano, mafana

Entry (2/2)10  Ranomafana
Part of speech  11  name (toponym)
Vocabulary  12  Geography: towns
Examples  13  Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns. [2.508]
Elementary words  14  rano, mafana
Tables and plates  15  Full list

Anagrams  16  fanamorana, ranomafana

Updated on 2023/05/28