|
|
|
|

Entry (1/3)1  ravoravo (ravo)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
Explanations in English  4  Exultant [1.2]
5  Joyous, happy [1.7]
Explanations in French  6  Heureux, joyeux [1.8]
Examples  7  A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [2.150#168]
8  Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#]
Derivatives 
9  Active verbs :
Synonyms  10  ravo
Compound words 

Entry (2/3)12  ravoravo (ravo)
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1]
Explanations in French  15  Terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3#548]
Derivatives 
16  Adjectives :
Synonyms  17  taniravo
Compound words 

Entry (3/3)19  ravoravo
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  22  Karazam-borona mpanaraka ny farimaso [1.78]

Anagrams  23  ravoravo, rovarova, voravora

Updated on 2023/08/12