|
|
|
|

Entry (1/2)1  taniravo
Elementary words  2  tany, ravo
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Geology
Explanations in Malagasy  5  tanimanga, tany mora [Taisaka] [1.78]
6  tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
Explanations in English  7  white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
8  chalk [1.42]
Explanations in French  9  terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
Examples  10  Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
11  toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]

Entry (2/2)12  Taniravo
Elementary words  13  tany, ravo
Part of speech  14  name (toponym)
Vocabulary  15  Geography: towns
Examples  16  Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Tables and plates  17  Full list

Anagrams  18  avitrano, Taniravo, taniravo, toravina, variñato, avitrano, Taniravo, taniravo, toravina, variñato

Updated on 2023/12/03