Entry (1/3) | 1 ringa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 7 ringa |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa [1.1] 10 tolona (ady) 11 mangahazo (kilalao) [Taisaka] [1.78] 12 tolona kilalao (amin'ny samy olona) [Bara] [1.78] 13 tolona [Tanosy] [1.78] 14 Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa [Bara] [1.1] |
Vocabulary |
15 Game 16 Sports |
Entry (3/3) | 17 ringa |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
20 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 22 rangi, rangy, ringa |
Updated on 2020/07/31 |