Entry | 1 roavoamena |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: finances, management |
Explanations in Malagasy |
4 Voamena roa (0,40Fr) [1.1] |
Examples |
5 Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. [1.437#] 6 Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41] |
Elementary words | 7 roa, voamena |
Updated on 2024/07/16 |