|
|
|
|

Entry (1/2)1  sakaiza manody
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
Explanations in French  4  Faux ami, traître, homme perfide [1.196]
Examples  5  sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472]
Elementary words  6  sakaiza, manody
Proverbs  7  Proverbs containing the word sakaiza manody

Entry (2/2)8  sakaizamanody
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Botany
11  Religions, Beliefs
Explanations in French  12  Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196]

Updated on 2023/04/16