|
|
|
|

Entry1  sakoivy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. -- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) [1.1]
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Synonyms  5  sakivy
Proverbs  6  Proverbs containing the word sakoivy

Anagrams  7  ivokisa, sakoivy

Updated on 2020/07/31