Entry | 1 salanisa |
Elementary words | 2 sala, isa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1] |
Explanations in French |
5 [salan' isa] moyenne des nombres [1.13] |
Vocabulary |
6 Mathematics: arithmetic |
Updated on 2023/10/02 |