Entry |
samby
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala]
Samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [1.78]
|
| Jereo samy
[1.1]
|
Explanations in French | Comme samy
[1.3]
|
Examples |
1 | Samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby.
[2.606]
|
2 | Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy.
[1.406]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
samby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sakalava]
Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [1.1]
|
Explanations in French | Guifette moustac (Chlidonias hybridus) [4.22]
|
Scientific name | Chlidonias hybridus |
Vocabulary |
|