|
|
|
|

Entry1  sampivato
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Vahy mandadina misy matsilotsilo ny raviny [1.1]
Explanations in French  5  (de sampy : se tenir à califourchon ; et vato : pierre ; allusion aux rocailles escarpées que cette espèce affectionne). Urera acuminata (Poir.) Gaudich. ex Decne. et Urera acuminata var. perrieri Leandri (Urticaceae). On en fait une préparation ocytocique et abortive. Ce n'est pas une liane, contrairement à ce qu'écrit Malzac, mais un arbuste à feuilles urticantes. [1.196]
Examples  6  Ny hazo kypreso haniry ho solon' ny tsilo, ary ny rotra ho solon' ny sampivato; [2.996#29.055.013]
7  Ary nony vaky nandositra izy, mandray ny amiana sy ny sampivato fa betsaka ao, ary mandray azy Sakalava, ka mivotrovotro ny tanany sy ny tena ny azo ny amiana sy ny sampivato [2.48]
Scientific name 

Updated on 2020/10/23