|
|
|
|

Entry1  sarindokotra
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Zoology: birds
4  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  5  Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra) [1.1]
6  Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra [1.1]
Explanations in French  7  Canard provenant du canard ordinaire et du canard musqué [1.54]
Examples  8  ary hoy ny sasany : sarindokotra; [2.59#]
Analogs  9  Kirivorona
Elementary words  10  sary, dokotra

Updated on 2023/06/07