|
|
|
|

Entry1  sarotsarotiny (sarotsarotra)
Part of speech  2  noun and pronoun
Explanations in Malagasy  3  kizitina sy sarotra ifampiraharahana [1.1]
Analogs  4  kitoina, kitokitoina, ketoketoina, mihalontralona, sarotra iarahana, sarotra entina, be laonina, be angeso, be pitsony, be an-tsipiriany, zanakalo, mararin-javatra, mitsongo teny maharary, tia vezovezo, tia gedrogedro, saro-tiana toa landy mohaka, malailay fonosana toa fary
Proverbs  5  Proverbs containing the word sarotsarotiny

Updated on 2020/07/31