Entry (1/2) | 1 sifotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 9 sifotra |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa [1.1] 12 karazam-biby tsy misy taolana [1.13] |
Explanations in English |
13 snail [1.7] |
Explanations in French |
14 escargot, limace [1.8] 15 mollusque, escargot [1.13] |
Vocabulary |
16 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word sifotra |
Anagrams | 27 afositr, faritso, fitrosa, fositra, rafotsy, ratsy fo, sifotra, tsirofa |
Updated on 2023/10/02 |