Entry | 1 siramamy |
Root | 2 sira |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vovo-java-mamy amboarina avy amin' ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra ny zava-pisotro toy ny kafe, dite, ravimboafotsy [1.1] |
Explanations in English |
5 sugar [1.7] |
Explanations in French |
6 sucre [1.8] 7 Nom de sucre raffiné ; cristallisé ou en morceaux. Dans ce dernier cas, on précise généralement vato siramamy. [1.196] |
Examples |
8 Azo lazaina ho tarika efatra no mpanao siramamy ao an-tanàna. [2.470] 9 Ilana siramamy mantsy io. [2.472] |
Vocabulary |
10 Economy: food |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word siramamy |
Updated on 2021/09/30 |