|
|
|
|

Entry (1/2)1  tabataba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary
Explanations in English  4  [1.2] noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble]
5  [1.7] noise, racketder
Explanations in French  6  [1.3] bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion
7  [1.8] bruit, tapage
Examples  8  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
9  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
Vocabulary  10  Sound
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :

Entry (2/2)16  tabataba
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947
Explanations in English  19  [1.2] political tumult
20  [1.7] political upheaval, civil disorder
Explanations in French  21  [1.3] trouble, désordre
22  [1.3] révolution, tumulte politique
23  [1.8] tumulte politique, rébellion
Examples  24  Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472]
Vocabulary  25  Sound
Derivatives 
26  Active verbs :
27  Passive verbs :
28  Names :

Anagrams  29  batabata, tabataba

Updated on 2021/02/27