|
|
|
|

Entry1  tafioka
Root  2  fioka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny feon' ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin' ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry na amin' ny hiriky ny varavarana [1.1]
Explanations in French  5  le son du vent qui souffle fort [1.3#642]
Vocabulary  6  Sound

Anagrams  7  afitako, atafiko, atakofy, atifako, fiatoka, fotakay, itafako, tafaiko, tafiako, tafioka

Updated on 2023/01/20