Entry | tahia | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [1.1] | |
Explanations in French | Petit canard sauvage [1.54] | |
Scientific name | Dendrocygna major | |
Examples | Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana.
[2.472] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Anagrams | ahaty, atahy, hatay, tahia |
Updated on 2020/07/31 |