Entry | takolapanenitra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1] | |
Explanations in English | (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka. [1.2] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Synonyms | fanenitra ~ fangaraka | |
Updated on 2020/07/31 |