|
|
|
|

Entry1  tany kotra
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Economy: agriculture
Explanations in Malagasy  4  Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1]
5  Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117]
Examples  6  Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Elementary words  7  tany, kotra

Updated on 2023/10/24