|
|
|
|

Entry (1/3)1  tendro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [1.1]
Explanations in English  4  The tip, the top [1.7]
Explanations in French  5  Sommet [1.8, 1.13]
6  Bout [1.8]
7  La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [1.196]
Examples  8  eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany. [2.313#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Nouns :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word tendro

Entry (2/3)22  tendro
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna [1.1]
25  (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [1.1]
Compound words 

Entry (3/3)28  tendro
Part of speech  29  noun
Vocabulary  30  Botany
Explanations in French  31  Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendromboatelo (Dubois). [1.196]

Anagrams  32  ndreto, tendro

Updated on 2023/06/12