Entry | tenim-piontanana | |
Elementary words | teny ; fiontanana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| |
Ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô...Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13] | ||
Explanations in French | Interjection [1.5] | |
Vocabulary | Linguistics | |
Tables and plates | all the interjections | |
Updated on 2023/06/08 |