|
|
|
|

Entry1  toetany
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns... [1.13]
5  Fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Explanations in French  6  Climat [1.13]
7  Structure du sol [1.13]
Examples  8  Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#]
9  Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#]
Other spellings  10  toetry
Elementary words  11  toetra, tany
Compound words 
Illustrations 
13 

Updated on 2024/08/13