|
|
|
|

Entry (1/2)1  toloko
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.)
4  [1.13] taraina
Explanations in English  5  [1.2] a groan, complaint, importunity
Explanations in French  6  [1.3] gĂ©missements, plaintes importunes
7  [1.13] plainte
Examples  8  Sa toloko sy tomany no hitana lava izao? [1.244#]
9  Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :

Entry (2/2)15  toloko
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.196] comme toLOka
Vocabulary  18  Botany

Updated on 2021/10/03