|
|
|
|

Entry1  tompondrano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [1.1]
Explanations in French  4  serpent aquatique [1.54]
Vocabulary  5  Zoology: reptiles, amphibians

Updated on 2020/07/31