Entry | tongo-dovia | ||
Elementary words | tongotra ; lovia | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1] | ||
Explanations in French | Course à cloche-pied [1.13] | ||
Vocabulary | Sports | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word tongo-dovia | ||
Updated on 2023/06/10 |