Entry | torebina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1] | |
Vocabulary | Music: (in general) | |
Synonyms | torebiny | |
Origin | English: treble. | |
Updated on 2020/07/31 |