Entry | tsangan-kevitra | |
Elementary words | tsangana ; hevitra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1] | |
Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13] | ||
Explanations in French | Idéologie [1.5] | |
Doctrine [1.13] | ||
Examples | Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany?
[2.285] | |
Vocabulary | Philosophy | |
Updated on 2023/03/09 |