Entry | tsaporitika | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1] | |
Explanations in French | Petit oiseau semblable au tsikirity [1.54] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Updated on 2020/07/31 |