|
|
|
|

Entry1  tsingarangadona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Examples  5  tsingarangadona fa nidona
valalanamboa fa nitsipika
[2.131]

Updated on 2020/07/31