|
|
|
|

Entry1  tsiomeroa (tsy)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: fruit
Explanations in Malagasy  4  Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana) [1.1]
Explanations in French  5  (de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses). Musa sapientum L. (Musaceae). Banane à cuire dite en français « banane plantain ». Nom donné aux variétés à très gros fruits. [1.196]
Examples  6  tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany [2.69#10]
Scientific name 

Updated on 2020/09/15