Entry | tsipoy | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1] | ||
Explanations in English | A kind of partridge [1.7] | ||
Explanations in French | Perdrix [1.54] | ||
Espèce de perdrix [1.8] | |||
Vocabulary | Zoology: birds | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word tsipoy | ||
Article | Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly | ||
Updated on 2022/07/30 |