|
|
|
|

Entry1  tsirangaranga
Root  2  rangaranga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa
5  Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra [1.1]
Explanations in French  6  état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches
7  figuré: crainte [1.3]
8  (de la racine ranga : droit, dressé). État des végétaux touffus, dont les troncs ou les branches sont nombreux et entrelacés. Entrelacs des lianes caractéristique de certaines formations forestières. Ils sont censés être le refuge des esprits, fantômes, etc. [1.196]
Examples  9  Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [2.470]
10  Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [2.472]
Vocabulary  11  Botany
Derivatives 
12  Active verbs :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word tsirangaranga

Updated on 2023/08/11