Entry |
tsoraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po:
Indrisy! mandalo tokoa izany taona! [1.1]
|
Explanations in English | Exclamation point [3.1]
|
Explanations in French | Point d'exclamation (grammaire) [1.5]
|
Vocabulary |
Tables and plates |
|
|
Entry |
tsoraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka [1.1]
|
Compound words |
|
|
Entry |
tsoraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux.
Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé
voloandotra (Betsimisaraka).
[1.196]
|
Vocabulary |
|