|
|
|
|

Entry1  vakiambiaty
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: agriculture
Explanations in Malagasy  4  Anarana omena any anivon-tany ny vary afafy amin' ny volana Septambra (izay ahavakian' ilay zavamaniry atao hoe "ambiaty") ketsaina amin' ny volana Desambra ary jinjaina amin' ny volana Avrily na Mey eo ho eo [1.1]
Explanations in French  5  (on nomme vakivony les boutons floraux qui viennent de s'ouvrir ; il s'agit ici des fleurs de l' ambiaty). Nom du riz repiqué en deuxième saison ; parce que ce repiquage doit se faire quand s'ouvrent les premières fleurs des ambiaty. Voyez l'article vary : types de culture. [1.196]
Examples  6  Efa manomboka ho masaka ny vakiambiaty, ka mavo mena Betsimitatatra, sady notarafin' ny masoandro ndeha hody ka mainka koa nivolom-bolamena naharenoka ny maso. [2.499]
Elementary words  7  vaky, ambiaty
Compound words 

Updated on 2023/06/20