|
|
|
|

Entry (1/3)1  valamena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara
Ny Fitsarana
Examples  4  [2.69] Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena.
5  [2.508] Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena.
Root  6  vala, mena
Compound words 

Entry (2/3)8  valamena
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  [1.196] [Bara, Tanosy] (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse.
Vocabulary  11  Botany
Root  12  vala, mena
Scientific name 

Entry (3/3)14  valamena
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [1.196] [Tandroy] (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292.
Vocabulary  17  Botany
Root  18  vala, mena
Scientific name 

Anagrams  20  mañavela, valamena

Updated on 2025/02/02