|
|
|
|

Entry1  vanomainty
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in French  4  Héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [1.3]
Examples  5  Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Elementary words  6  vano, mainty

Updated on 2023/10/24