|
|
|
|

Entry1  vano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe)
Explanations in English  4  [1.7] a heron
Explanations in French  5  [1.3, 1.54, 1.8] héron
6  [4.22] héron cendré (Ardea cinerea firasa)
Vocabulary  7  Zoology: birds
Synonyms  8  langoromavo, vanokagira
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word vano
Article  14  Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21