Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : vano | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ao ihany ny takatra nihinana ny valala. [2.558 #317, 2.653]
Ao ihany ny takatra nihinana ny valala, ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.415] Ao ihany ny takatra nihinana ny valala sy ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.165] Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558 #318, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ils sont là les takatra qui ont mangé les sauterelles, les hérons qui ont mangé les grenouilles. [2.415 #3327]
Le "takatra" (grand oiseau) qui a mangé les sauterelles, et le héron qui a happé les grenouilles, sont là. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se dirait, par ex., pour marquer qu' un voleur qu' on cherche est là présent, qu' il n' a pu s' enfuir, et qu' on doit le découvrir. [2.165]
Se disait des mauvais juges, des faux témoins, des exploiteurs. [2.415 #3327] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny fangaraka no kely andilana, mafy ny isan-jato. [2.415 #381, 2.558 #2961, 2.653 #2214]
Ny vano no lava tenda, mafy ny Ny vano no lava tenda, mafy Ny vano no lava tenda, mafy | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ny raharaha rehetra – na ny an' ny mpitondra na ny olona entina – dia samy mampiferin' aina ny mpanao azy avokoa (ny isan-jato dia fanompoana izay nifampizaran' ny olona tsizatozato ny manao azy). [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si l' abeille maçonne a la taille étranglée, c' est que la corvée est dure. [2.415 #381]
Si le héron a le cou long, c'est que les gens qu' il gouverne sont difficiles à mener. [2.415 #671] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les chefs pâtissent lorsqu' ils ont des subordonnés par trop difficiles. [2.415 #671]
Se disait de la corvée et de tout travail pénible. [2.415 #381] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Tsy hita izay hiainana, fa hoatry ny tsindretra anaty tambiazina : mankamin' ny marivo, tsindrohin' ny vano ; mankamin' ny lalina, paohin' ny mamba. [2.415 #5833]
Tsy hita izay hiainana, fa ohatra ny tsindretra anaty tambiazina: mankamy ny marivo, tsindrohin’ ny vano; mankamy ny lalina, paohin’ ny mamba. [2.653] Tsy hita izay hiainana, fa toy ny tsindretra anaty tambiazina : mankamin' ny marivo, tsindrohin' ny vano, mankamin' ny lalina, paohin' ny mamba. [2.558 #4496] | ||||||||||||||||||||
French translation | On ne sait comment vivre, car on est comme les larves de libellules dans une eau ferrugineuse : si elles sont dans les endroits peu profonds, le héron les prend une à une avec le bec ; si elles sont dans les endroits profonds, le caïman les rafle. [2.415 #5833] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||