|
|
|
|

Entry1  vatokaranana
Elementary words  2  vato, karanana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#1018] Karazam-bato mafy sy mangarangarana
5  [1.13] singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra
Explanations in French  6  [1.13] quartz
Examples  7  ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48]
Vocabulary  8  Geology
Other spellings  9  vatoharanana
Synonyms  10  koartsa

Updated on 2023/04/13