|
|
|
|

Entry (1/2)1  vavarano (vava)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany [1.1]
5  Fihaonan-drenirano roa [1.1]
6  Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [1.1]
Explanations in French  7  Embouchure [1.13]
Synonyms  8  vinanin-dranomasina
Proverbs  9  Proverbs containing the word vavarano

Entry (2/2)10  vavarano
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [1.78]

Updated on 2020/07/31