Entry | 1 vorivorinkena |
Elementary words | 2 vorivory, hena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1] |
Explanations in English |
5 omasum [3.1] |
Explanations in French |
6 omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1] |
Examples |
7 vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#] |
Vocabulary |
8 Zoology: (in general) |
Synonyms | 9 vorivoriny |
Analogs | 10 masontantely, vahindrorohany, vavoninkena |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word vorivorinkena |
Illustrations |
|
Updated on 2023/05/21 |