Entry |
vovonana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rafi-kazo mandry eo an-tampon' ny trano, izay ipetrahan' ireo lohatrano amin' ny an-daniny roa. [1.1]
|
Explanations in English | A ridgepole, a ridge covering [1.7]
|
Explanations in French | Faîtage, faîtière [1.8]
|
Examples | Hanarona trano vaky tafo vovonana hianao;
[2.346]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
vovonana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bara]
(de vovonana : poutre faîtière ; allusion au principal usage du bois). Réf. Boiteau 2107. Euphorbiacée : arbre à petits fruits rouges à maturité, très appréciés des Lémuriens et des enfants.
[1.196]
|
Vocabulary |
|