|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Seraiasa

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 8.17 And Zadok the son of Ahitub, and Ahimelech the son of Abiathar, were the priests; and Seraiah was the scribe; ary Zadoka, zanak' i Ahitoba, sy Ahimeleka, zanak' i Abiatara, no mpisorona; ary Seraia no mpanoratra; Sadaoka zanak' i Akitoba sy Akimeleka, zanak' i Abiatara, no mpisorona; Saraiasa no mpanoratra; Sadoq et Ébyatar, fils d' Ahimélek, fils d' Ahitub, étaient prêtres; Seraya était secrétaire;

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.18 And the captain of the guard took Seraiah the chief priest, and Zephaniah the second priest, and the three keepers of the door: Ary ny lehiben' ny mpiambina nisambotra an' i Seraia mpisoronabe sy zefania, mpisorona manarakaraka, ary mpiandry varavarana koa telo lahy; Nentin' ny kapitenin' ny mpiambina Saraiasa mpisorona lehibe, sy Sofonia mpisorona ambaratonga faharoa, ary mpiandry varavarana telo lahy. Le commandant de la garde fit prisonnier Seraya, le prêtre en chef, Cephanyahu, le prêtre en second, et les trois gardiens du seuil.
...............
2Mp 25.23 And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor, there came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan the son of Careah, and Seraiah the son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah the son of a Maachathite, they and their men. Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de Babylone avait institué Godolias gouverneur et ils vinrent auprès de lui à Miçpa : Yishmaèl fils de Netanya, Yohanân fils de Qaréah, Seraya fils de Tanhumèt, le Netophatite, Yaazanyahu, le Maakatite, eux et leurs hommes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.13 And the sons of Kenaz; Othniel, and Seraiah: and the sons of Othniel; Hathath. Ary ny zanakalahin' i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin' i Otniela dia Hatata. Zanakalahin' i Seneza: Othoniela, Saraià. Zanakalahin' i Othoniela: Hatata sy Maonatì. Fils de Qenaz : Otniel et Seraya. Fils de Otniel : Hatat et Meonotaï;
1Tt / 1Tan 4.14 And Meonothai begat Ophrah: and Seraiah begat Joab, the father of the valley of Charashim; for they were craftsmen. Ary Meonotahy niteraka an' i Ofra; ary Seraia niteraka an' i Joaba, razamben' ny ao an-dohasahan' ny mpiasa; fa mpiasa ireo. Maonatì niteraka an' i Ofrà; Saraià niteraka an' i Joaba, rain' ny ao an-dohasahan' i Karaskima, fa mpiasa izy ireo. Meonotaï engendra Ophra. Seraya engendra Yoab père de Gé-Harashim. Ils étaient en effet artisans.
...............
1Tt / 1Tan 4.35 And Joel, and Jehu the son of Josibiah, the son of Seraiah, the son of Asiel, ary Joela sy Jeho, zanak' i Josibia, zanak' i Seraia, zanak' i Asiela, Joela, Jehò, zanak' i Josabiasa, zanak' i Saraiasa, zanak' i Asiela, Yoèl, Yéhu fils de Yoshibya, fils de Seraya, fils d' Asiel,
...............
1Tt / 1Tan 5.40 ary Azaria niteraka an' i Seraia; ary Seraia niteraka an' i Jozadaka; Azariasa niteraka an' i Saraiasa, Saraiasa niteraka an' i Josedeka. Azarya engendra Seraya, Seraya engendra Yehoçadaq

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.2 Which came with Zerubbabel: Jeshua, Nehemiah, Seraiah, Reelaiah, Mordecai, Bilshan, Mizpar, Bigvai, Rehum, Baanah. The number of the men of the people of Israel: dia ny olona izay niaraka tamin' i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan' ny lehilahy tamin' ny Isiraely dia izao: dia niverina niaraka tamin' i Zorobabela, Josoe, Nehemia, Saraiasa, Rahelaiasa, Mardokea, Belsana, Mesfara, Begoai, Rehoma, Baana. Izao no isan' ny ankapobem-bahoaka tamin' Israely: Ils arrivèrent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Seraya, Réélaya, Nahamani, Mordokaï, Bilshân, Mispar, Bigvaï, Rehum, Baana. Liste des hommes du peuple d' Israël
Ezr / Esd 7.1 Now after these things, in the reign of Artaxerxes king of Persia, Ezra the son of Seraiah, the son of Azariah, the son of Hilkiah, Ary rehefa afaka izany, tamin' ny nanjakan' i Artaksersesy, mpanjakan' i Persia, dia niakatra Ezra, zanak' i Seraia, zanak' i Azaria, zanak' i Hilklay Taty aorian' ireo zava-niseho ireo, tamin' ny andro nanjakan' i Artakserksesa mpanjakan' i Persa kosa indray, Esdrasa, zanak' i Saraiasa, zanak' i Azariasa, zanak' i Helkiasa, Après ces événements, sous le règne d' Artaxerxès, roi de Perse, Esdras, fils de Seraya, fils de Azarya, fils de Hilqiyya,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 10.3 Pashur, Amariah, Malchijah, ary Seraia, Azaria, Jeremia, Sedekiasa, Saraiasa, Azariasa, Jeremia, Seraya, Azarya, Yirmeya,
...............
Neh / Ne 11.11 Seraiah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, was the ruler of the house of God. Ary Seraia, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. Jasina, Saraiasa zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosolama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Akitoba, andriandahy amin' ny tranon' Andriamanitra, Seraya, fils d' Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu,
Neh / Ne 12.1 Now these are the priests and the Levites that went up with Zerubbabel the son of Shealtiel, and Jeshua: Seraiah, Jeremiah, Ezra, Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra, Izao no mpisorona sy levita niara-niverina tamin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela sy Josoe: Saraiasa, Jeremia, Esdrasa, Voici les prêtres et les lévites qui revinrent avec Zorobabel, fils de Shéaltiel, et Josué Seraya, Yirmeya, Esdras,
...............
Neh / Ne 12.12 And in the days of Joiakim were priests, the chief of the fathers: of Seraiah, Meraiah; of Jeremiah, Hananiah; Ary tamin' ny andron' i Joiakima dia nisy mpisorona, lohan' ny fianakaviana, dia izao: Ny avy tamin' i Seraia dia Meraia; ny avy tamin' i Jeremia dia Hanania; Izao no mpisorona avy amin' i Saraiasa: Anania avy amin' i Jeremia; Au temps de Yoyaqim, les familles sacerdotales avaient pour chefs : famille de Seraya : Meraya; famille de Yirmeya : Hananya;

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 36.26 But the king commanded Jerahmeel the son of Hammelech, and Seraiah the son of Azriel, and Shelemiah the son of Abdeel, to take Baruch the scribe and Jeremiah the prophet: but the Lord hid them. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Jeremela, zanak' andriana, sy Seraia, zanak' i Azriela, ary Selemia, zanak' i Abdela, hisambotra an' i Baroka mpanoratra sy Jeremia mpaminany; fa nafenin' i Jehovah izy roa lahy. Rahefa izany dia nodidian' ny mpanjaka Jermiely zanak' andriana, sy Saraiasa zanak' i Ezriely, ary Selemiasa zanak' i Abdeely, hisambotra an' i Baròka mpanoratra, sy Jeremia mpaminany, nefa nafenin' ny Tompo izy ireo. Et il ordonna à Yerahméel, fils du roi, à Serayahu, fils de Azriel, et à Shélémyahu, fils de Abdéel, de saisir Baruch, le scribe, et Jérémie, le prophète. Mais Yahvé les avait cachés.
...............
Jer / Jr 40.8 Then they came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan and Jonathan the sons of Kareah, and Seraiah the son of Tanhumeth, and the sons of Ephai the Netophathite, and Jezaniah the son of a Maachathite, they and their men. dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. Ils vinrent auprès de Godolias à Miçpa : Yishmaèl, fils de Netanyahu, Yohanân et Yonatân, fils de Qaréah, Seraya, fils de Tanhumèt, les fils de Ephaï le Netophatite, Yizanyahu, fils du Maakatite, eux et leurs hommes.
...............
Jer / Jr 51.59 The word which Jeremiah the prophet commanded Seraiah the son of Neriah, the son of Maaseiah, when he went with Zedekiah the king of Judah into Babylon in the fourth year of his reign. And this Seraiah was a quiet prince. Ny teny izay nandidian' i Jeremia mpaminany an' i Seraia, zanak' i Neria, zanak' i Mahaseia, fony izy nandeha niaraka tamin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho any Babylona tamin' ny taona fahefatra nanjakany. Fa Seraia no lehiben' ny mpanorin-dasy. Didy nomen' i Jeremia, mpaminany, an' i Saraiasa, zanak' i Nerisa, zanak' i Maasiasa fony izy nandeha nankany Babilona, niaraka tamin' i Sedesiasa mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra nanjakany. Fa Saraiasa no lehiben' ny tao an-dain' ny mpanjaka. Voici l' ordre que donna le prophète Jérémie à Seraya, fils de Nériyya, fils de Mahséya, quand celui-ci partit pour Babylone avec Sédécias, roi de Juda, en la quatrième année de son règne. Seraya était grand chambellan.
...............
Jer / Jr 51.61 And Jeremiah said to Seraiah, When thou comest to Babylon, and shalt see, and shalt read all these words; Ary hoy Jeremia tamin' i Seraia: Rehefa tonga any Babylona ianao, dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo, Ary hoy Jeremia tamin' i Saraiasa: Rahefa tonga any Babilona hianao dia tandremo ny mba hamaky ireo teny ireo, dia ataovy hoe: Jérémie dit donc à Seraya : "Quand tu arriveras à Babylone, tu auras soin de lire toutes ces paroles-là.
...............
Jer / Jr 52.24 And the captain of the guard took Seraiah the chief priest, and Zephaniah the second priest, and the three keepers of the door: Ary ny lehiben' ny mpiambina nisambotra an' i Seraia mpisoronabe sy Zefania mpisorona manarakaraka ary mpiandry varavarana telo lahy; Nalain' ny kapitenin' ny mpiambina Saraiasa, mpisorona lehibe, Sofonia, mpisorona amin' ny filaharana manarakaraka, ary ny mpiandry varavarana telo lahy. Le commandant de la garde fit prisonniers Seraya, le prêtre en chef, Cephanya, le prêtre en second, et les trois gardiens du seuil.