|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Ozi

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.31 ary Abisoa niteraka an' i Boky; ary Boky niteraka an' i Ozy; Abisoe niteraka an' i Boksì, Boksì niteraka an' i Ozì, Abishua engendra Buqqi, Buqqi engendra Uzzi,
1Tt / 1Tan 5.32 ary Ozy niteraka an' i Zerahia; ary Zerahia niteraka an' i Meraiota; Ozi niteraka an' i Zaraiasa, Zaraiasa niteraka an' i Meraiota, Uzzi engendra Zerahya, Zerahya engendra Merayot,
...............
1Tt / 1Tan 6.36 The son of Elkanah, the son of Joel, the son of Azariah, the son of Zephaniah, Boky no zanakalahin' i Abisoa, Ozy no zanakalahin' i Boky, Zerahia no zanakalahin' i Ozy, Boksi zanany, Ozì zanany, Zaraiasa zanany, Buqqi son fils, Uzzi son fils, Zerahya son fils,
...............
1Tt / 1Tan 7.2 And the sons of Tola; Uzzi, and Rephaiah, and Jeriel, and Jahmai, and Jibsam, and Shemuel, heads of their father' s house, to wit, of Tola: they were valiant men of might in their generations; whose number was in the days of David two and twenty thousand and six hundred. Ary ny zanakalahin' i Tola dia Ozy sy Refaia sy Jeriela sy Jamay sy Jibsama ary Samoela, samy lohan' ny fianakaviany avy, dia zanak' i Tola sady samy lehilahy mahery tamin' ny fokony avy ireo; enin-jato amby roa arivo sy roa alina no isany tamin' ny andron' i Davida. Zanakalahin' i Tolà: Ozia, Rafaia, Jeriela, Jemaia, Jebsema, ary Samoela, samy lohan' ny fokom-pianakaviany izay avy amin' i Tolà, lehilahy mahery, voasoratra araka ny taranany tamin' ny andron' i Davida, enin-jato sy roa arivo sy roa alina no isany. Fils de Tola : Uzzi, Rephaya, Yeriel, Yahmaï, Yibsam, Shemuel, chefs des familles de Tola. Celles-ci comptaient, au temps de David, 22600 preux valeureux, groupés selon leur parenté.
1Tt / 1Tan 7.3 And the sons of Uzzi; Izrahiah: and the sons of Izrahiah; Michael, and Obadiah, and Joel, Ishiah, five: all of them chief men. Ary ny zanakalahin' i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin' i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo. Zanakalahin' i Ozia: Izrahia. Zanakalahin' Izrahia: Mikaela, Obadià, Johela, ary Jesià, filohany dimy izy rehetra. Fils de Uzzi : Yizrahya. Fils de Yizrahya : Mikaèl, Obadya, Yoèl, Yishshiyya. En tout cinq chefs
...............
1Tt / 1Tan 7.7 And the sons of Bela; Ezbon, and Uzzi, and Uzziel, and Jerimoth, and Iri, five; heads of the house of their fathers, mighty men of valour; and were reckoned by their genealogies twenty and two thousand and thirty and four. Ary ny zanakalahin' i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan' ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina. Zanakalahin' i Belà: Esbona, Ozia, Oziela, Jerimota ary Oraia; dimy izy lohan' ny fokom-pianakaviana, lehilahy mahery, efa-jato sy roa arivo amby roa alina no isany, voasoratra amin' ny tetiarana. Fils de Béla : Eçbôn, Uzzi, Uzziel, Yerimot et Iri : cinq, chefs de famille, preux valeureux, groupant 22034 hommes.
...............
1Tt / 1Tan 9.8 And Ibneiah the son of Jeroham, and Elah the son of Uzzi, the son of Michri, and Meshullam the son of Shephathiah, the son of Reuel, the son of Ibnijah; sy Jibnia, zanak' i Jerohama, sy Elaha, zanak' i Ozy, zanak' i Mikry, sy Mesolama, zanak' i Sefatia, zanak' i Regoela, zanak' i Jibnia; Jobanià, zanak' i Jerohama; Elà, zanak' i Ozi, zanak' i Mokori; Mosolama, zanak' i Safatià, zanak' i Rahoela, zanak' i Jebanià, Yibneya fils de Yeroham; Éla fils de Uzzi, fils de Mikri; Meshullam fils de Shephatya, fils de Réuel, fils de Yibniyya.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 7.4 The son of Zerahiah, the son of Uzzi, the son of Bukki, zanak' i Zerahia, zanak' i Ozy, zanak' i Boky, zanak' i Zarahiasa, zanak' i Ozì, zanak' i Boksi, zanak' i Abisoe, fils de Zerahya, fils de Uzzi, fils de Buqqi,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.22 The overseer also of the Levites at Jerusalem was Uzzi the son of Bani, the son of Hashabiah, the son of Mattaniah, the son of Micha. Of the sons of Asaph, the singers were over the business of the house of God. Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin' ny raharaha momba ny tranon' Andriamanitra dia Ozy, zanak' i Bany, zanak' i Hasabia, zanak' i Matania, zanak' i Mika, isan' ny mpihira, taranak' i Asafa. Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema, dia Azì zanak' i Banì zanak' i Hasabiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikà, anisan-taranak' i Asafa, ireo mpihira niadidy ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra. Le chef des lévites de Jérusalem était Uzzi, fils de Bani, fils de Hashabya, fils de Mattanya, fils de Mika; il faisait partie des fils d' Asaph, les chantres chargés du service du Temple de Dieu;
...............
Neh / Ne 12.19 And of Joiarib, Mattenai; of Jedaiah, Uzzi; ny avy tamin' i Joariba dia Matenay; ny avy tamin' i Jedaia dia Ozy; Matanai avy amin' i Joiariba; Ajì avy amin' i Jodàiasa; plus : famille de Yoyarib : Mattenaï; famille de Yedaya : Uzzi;
...............
Neh / Ne 12.42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.