|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Tomà

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 10.3 Philip, and Bartholomew; Thomas, and Matthew the publican; James the son of Alphaeus, and Lebbaeus, whose surname was Thaddaeus; Filipo sy Bartolomeo; Tomasy sy Matio mpamory hetra; Jakoba, zanak' i Alfeo, Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny, Filipo sy Bartelemy, Tomà sy Matio ilay poblikàna, Jakoba zanak' i Alfe sy Tade, Philippe et Barthélemy ; Thomas et Matthieu le publicain ; Jacques, le fils d' Alphée, et Thaddée ;

  The Gospel according to Mark Marka MarbibleData.01.016.srcka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 3.18 And Andrew, and Philip, and Bartholomew, and Matthew, and Thomas, and James the son of Alphaeus, and Thaddaeus, and Simon the Canaanite, ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Andre, sy Filipo, sy Bartelemy, sy Matio, sy Tomà, sy Jakoba zanak' i Alfe, sy Tade, sy Simona Zeloty, puis André, Philippe, Barthélemy, Matthieu, Thomas, Jacques, le fils d' Alphée, Thaddée, Simon le Zélé,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 6.15 Matthew and Thomas, James the son of Alphaeus, and Simon called Zelotes, sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Simona, izay atao hoe Zelota, Matio sy Tomà, Jakoba zanak' i Alfe, sy Simona izay atao hoe Zeloty, Matthieu, Thomas, Jacques fils d' Alphée, Simon appelé le Zélote,

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 11.16 Then said Thomas, which is called Didymus, unto his fellowdisciples, Let us also go, that we may die with him. Dia hoy Tomasy (izay atao hoe Didymo) tamin' ny mpianatra namany: Andeha isika mba hiara-maty aminy. Dia hoy Tomà izay atao hoe Didimo tamin' ny mpianatra nàmany: Andeha koa isika mba hiara-maty aminy. Alors Thomas, appelé Didyme, dit aux autres disciples : " Allons, nous aussi, pour mourir avec lui ! "
...............
Jao / Jo 14.5 Thomas saith unto him, Lord, we know not whither thou goest; and how can we know the way? Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana? Dia hoy Tomà taminy: Tsy fantatray izay alehanao, Tompoko, ka ahoana no ahafantaranay ny làlana? Thomas lui dit : " Seigneur, nous ne savons pas où tu vas. Comment saurions-nous le chemin ? "
...............
Jao / Jo 20.24 But Thomas, one of the twelve, called Didymus, was not with them when Jesus came. Fa Tomasy, anankiray tamin' ny roa ambin' ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy. Fa Tomà ilay atao hoe Didimo, anankiray tamin' ny roa ambin' ny folo lahy kosa, tsy mba tao amin' izy ireo tamin' ny nahatongavan' i Jeso. Or Thomas, l' un des Douze, appelé Didyme, n'était pas avec eux, lorsque vint Jésus.
...............
Jao / Jo 20.26 And after eight days again his disciples were within, and Thomas with them: then came Jesus, the doors being shut, and stood in the midst, and said, Peace be unto you. Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. Nony afaka havaloana, raha mbola nivory tao an-trano ihany ny mpianany sady teo koa Tomà, dia tonga Jeso, nefa nirindrina ny varavarana. Nitsangana teo afovoany izy ka nanao hoe: Ho aminareo anie ny fiadanana! Huit jours après, ses disciples étaient de nouveau à l' intérieur et Thomas avec eux. Jésus vient, les portes étant closes, et il se tint au milieu et dit : " Paix à vous. "
Jao / Jo 20.27 Then saith he to Thomas, Reach hither thy finger, and behold my hands; and reach hither thy hand, and thrust it into my side: and be not faithless, but believing. Ary hoy Izy tamin' i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan' tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin' ny lanivoako; ary aza ho isan' izay tsy mino, fa minoa. Ary hoy izy tamin' i Tomà: Ataovy eto ny rantsan-tànanao, ka zahao ny tànako, ary arosoy ny tànanao, ka atehefo eto amin' ny lanivoako; dia minoa, fa aza malain-kino. Puis il dit à Thomas : " Porte ton doigt ici : voici mes mains ; avance ta main et mets-la dans mon côté, et ne deviens pas incrédule, mais croyant. "
Jao / Jo 20.28 And Thomas answered and said unto him, My Lord and my God. Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! Dia namaly Tomà ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! Thomas lui répondit : " Mon Seigneur et mon Dieu ! "
Jao / Jo 20.29 Jesus saith unto him, Thomas, because thou hast seen me, thou hast believed: blessed are they that have not seen, and yet have believed. Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. Fa hoy Jeso taminy: Nino hianao, ry Tomà, satria nahita ahy; sambatra izay tsy nahita ka nino. Jésus lui dit : " Parce que tu me vois, tu crois. Heureux ceux qui n' ont pas vu et qui ont cru. "
...............
Jao / Jo 21.2 There were together Simon Peter, and Thomas called Didymus, and Nathanael of Cana in Galilee, and the sons of Zebedee, and two other of his disciples. Niaraka Simona Petera sy Tomasy, izay atao hoe Didymo, sy Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak' i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa. Tafaraka Simona Piera sy Tomà izay atao hoe Didimo, ary Natanaely izay avy tany Kanàn' i Galilea, mbamin' ireo zanak' i Zebede sy mpianatra roa lahy hafa koa. Simon-Pierre, Thomas, appelé Didyme, Nathanaèl, de Cana en Galilée, les fils de Zébédée et deux autres de ses disciples se trouvaient ensemble.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.13 And when they were come in, they went up into an upper room, where abode both Peter, and James, and John, and Andrew, Philip, and Thomas, Bartholomew, and Matthew, James the son of Alphaeus, and Simon Zelotes, and Judas the brother of James. Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak' i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak' i Jakoba. Nony tonga dia niakatra tao amin' ilay rihana fitoerany izy ireo, dia Piera sy Joany, Jakoba sy Andre, Filipo sy Tomà, Bartelemy sy Matio, Jakoba zanak' i Alfe sy Simona Zeloty, ary Joda rahalahin' i Jakoba. Rentrés en ville, ils montèrent à la chambre haute où ils se tenaient habituellement. C'étaient Pierre, Jean, Jacques, André, Philippe et Thomas, Barthélemy et Matthieu, Jacques fils d' Alphée et Simon le Zélote, et Jude fils de Jacques.