Index

Proverbs : dianondry

Proverb 1Aza maika tsy faingana toa dian' ondry. [2.558 #465, 2.653 #394]
Maika tsy faingana toa dian' ondry. [1.1 #197, 1.1 #559, 2.415 #6168, 2.558 #128]
Maika tsy faingana, toy manao dian' ondry. [2.653 #1436]
Maika tsy faingana toy ny dian' ondry. [2.165 #1237, 2.653 #1436]
Nahoana no mihazakazaka tratry ny miadana sy maika tsy faingana toa dian' ondry ? [2.558 #181]
Malagasy interpretationDodona nefa tsy lasa lavitra akory. [1.1 #559]
Enti-milaza olona miseho ho dodona erý nefa tsy hita izay afany. [1.1 #197]
French translationÊtre pressé mais ne pas aller vite, comme des moutons en marche. [2.165]
Faire comme les moutons qui vont lentement tout en se pressant. [2.415 #6168]
French interpretationPlus on se presse, moins on avance, parce qu' on fait mal les choses. [2.415 #6168]

Index